Keep up to date with every new upload!

Join free & follow FPMAAM - Message
Share
  • 4 years ago
Lay Teny Tonga olombelona ka nonina tamintsika

Lay Teny Tonga olombelona ka nonina tamintsika

Ilay Teny dia tonga olombelona, ka niara-nonina taminay. Feno fahasoavana sy fahamarinana Izy ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra avy amin'ny Ray ho an'ny Zanaka lahitokana (Jean 1 / 14) Vakiteny Esaie 52 : 7 - 10 Hébreux 1 : 1 - 6 Jean 1  : 1 - 18

Comments